|
|
|
|

Teny iditra1  aoka izany
Singan-teny  2  aoka, izany
Sokajin-teny  3  tambinteny
Fanazavàna teny malagasy  4  izaitsizy, fatratra: Mafy aoka izany itỳ hena itỳ / Tiako aoka izany itỳ tarin' olona mandihy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5  very much, too much [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6  combien! oh que! à merveille! mirobolant [1.3#58]
7  oh combien, excessivement [1.8]
Tovy hevitra  8  aoka re izany
Tsipelina hafa  9  aok
Tsanganana sy sary iray takila  10  Ny tambinteny rehetra

Fivaditsoratra  11  akoa izany, aoka izany

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/20